|
|
|
|

Teny iditra1  isa fa tsy roa
Singan-teny  2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 incomparable, unique, sans égal [1.3]
9 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Tsipelina hafa  10 isafatsiroa, safatsiroa
Tovy hevitra  11 tsy manam-paharoa

Fivaditsoratra  12 isafatsiroa, isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12